Teny iditra | votoaty | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. [1.1] | ||||
Ohatra | Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy.
[2.4] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Tsipelina hafa | votiaty | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny votoaty io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |