Teny iditra | vontsina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Laingo, taroka, bontsina [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Bourgeon, pousse [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tovy hevitra | tsimoka ~ tsiry | |
Teny iditra | vontsiña | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Voky [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |