Teny iditra |
voatavobozaka
|
Singan-teny | voatavo ; bozaka |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
(de voatavo : courge-calebasse et
bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun).
Variété commune de
Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae).
Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Lagenaria siceraria |
Ohatra | Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho;
[1.437]
|
Voambolana |
|