Teny iditra |
voankazo
(voa, hazo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Fruit [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fruit, graine [1.8]
|
| (de voa : fruit ; et
hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture.
[1.196]
|
Ohatra | Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy.
[2.470]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|