Teny iditra | vakin-doso | |
Singan-teny | vaky ; loso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny antsasaky ny farantsa, loso [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vakin-doso io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |