Teny iditra | tsontsona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hazo madinika misy kirany fanaovana tady (Pavonia Bojeri) [1.1] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Pavonia bojeri | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |||||||||||||||
Tovy hevitra | besofina | |||||||||||||||
Teny iditra | tsontsona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanafosafoana ny biby, fanambatambazana azy [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |