Teny iditra | tsinombina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-balala [1.1] | |
Ohatra | raha ny tsinombina no ho omby dia nofenoiko ny fahitray raha ny tsimbolavola no ho vola tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka [2.131] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Mpanahaka | valala | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsinombina io | |
Fivaditsoratra | mibontsina, tsinombina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |