Teny iditra | tsikovoka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [1.1] | ||
Ohatra | dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala.
[2.48] | ||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||
Anaram-biby |
| ||
Mpanahaka | fangorinana | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsikovoka io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |