Teny iditra | tsangan-kevitra | |
Singan-teny | tsangana ; hevitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1] | |
Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Idéologie [1.5] | |
Doctrine [1.13] | ||
Ohatra | Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany?
[2.285] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09 |