Teny iditra | trongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] tsirintaho [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly] Bourgeon [1.78] | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny kambon-kazo amin' ny tonony; fifadidiran' ny hazo; kitron-tanana... [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano, Merina, Tanala] . Broussin, excroissance des arbres ; en parlant du bois : loupe, veinures irrégulières qui ajoutent à la beauté du bois. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |