Teny iditra | tohotra | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tranon-tantely, izany hoe ireo tranotrano misy efitrefitra fametrahan' ny renitantely ny maminy. [1.1] | ||||||
Tranon-tantely ompiana [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ruche [1.13] | ||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | tahotro, tohotra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |