Teny iditra | 1 toe-tsaina |
Singan-teny | 2 toetra, saina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 toetra ananan'ny saina miandritra ny fotoana fohy na maharitra [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 faculté d'esprit, psychologie [1.13] |
Ohatra |
6 Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332#] 7 Tsy fantatro raha nanavao ny Fiangonana teo amin' ny sehatry ny fanabeazana, fa hajaiko ny toetsaina nentiny nampianatra ny mahantra, miaiky aho fa novidiany lafo izany ary mbola vidiany lafo foana. [1.369#] |
Voambolana |
8 Toe-tsaina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14 |