Teny iditra | tera-ketsa | |
Singan-teny | teraka ; ketsa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tera-bary kely sy mifanizina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Riz avorté, dont les panicules sont très petites [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |