Teny iditra | tenisy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay mikapoka baolina kely amim-pahakingana sy tanjaka eo ambony harato mivelatra mitsangana ary ao anaty faritra tsy azo amelana ny baolina hivoaka [1.1] | |
Ohatra | Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa.
[2.470] | |
Voambolana | Kilalao | |
Ny fihaviany | Frantsay: tennis. | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25 |