Teny iditra | sambo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A ship, a large boat [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Bateau, navire, vaisseau [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fitaterana | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sambo io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: sambo ao amin' ny Baiboly | ||||
Sary | |||||
Fivaditsoratra | sambo, somba |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |