Teny iditra | sakambositra | |
Singan-teny | saka ; vositra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa miofo fanindroany ny tandrony [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | andranary | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |