Teny iditra |
radio
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina [1.1]
|
| Fitaovana fandraisana na fandefasam-peo [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Radio [1.13]
|
Ny fihaviany | Frantsay: radio.
|
|
Teny iditra |
radio
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka [1.1]
|
Ny fihaviany | Frantsay: radio.
|
|