Teny iditra | oran-kateloana | |
Singan-teny | orana ; hateloana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Orana maharitra mandritra ny hateloana, izay fahita indrindra rehefa ririnina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The first three rainy days at the beginning of the wet season. Compare ilay fito [1.2] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |