Teny iditra | mizotra (zotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mizotra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04 |