Teny iditra | miranirany (ranirany) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Long and sharp, as the blade of a knife or a razor. [1.2] | |
Ohatra | Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany.
[2.470] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miranirany io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |