Teny iditra |
masiaka
(siaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Savage, cruel, fierce Figuratively: very pungent [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cruel, violent, méchant; piquant, acerb [...] [tohiny 1.5]
|
| Qui a un goût piquant, une saveur agressive Pour les animaux: cruel, féroce [1.196]
|
Ohatra |
1 | Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!...
[2.471]
|
2 | Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany!
[2.470]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
masiaka |
Filaza mandidy : |
masiaha |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|