Teny iditra | manan-tsaina | ||||
Singan-teny | manana ; saina | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manan-tsaina io | ||||
Fivaditsoratra | amintsanana, manan-tsaina, masin-tanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |