|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  lily
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Voambolana  3  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza tandrok' omby somary misabaka mitovy fandry, kanefa misompirana [Bara] [1.1]
Tovy hevitra  5  baka
Tsanganana sy sary iray takila  6  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 
7 

Teny iditra (2/6)8  lily
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  fomba: lilin-drazana [Sakalava] [1.1]

Teny iditra (3/6)11  lily
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  didy [1.13]
14  provincial for didy [Provincial] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  découpe [1.13]

Teny iditra (4/6)16  lily
Sokajin-teny  17  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  18  hevitra [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/6)19  lily
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  22  Nom donné aux feuilles des bambous et autres grandes Poaceae. D'où l'expression mandily bararata : enlever les feuilles des roseaux avant de les utiliser pour faire des clôtures. [Sihanaka] [1.196]

Teny iditra (6/6)23  Lily
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  25  Haitoetany: renirano, farihy
26  Fizahatany: toerana mahaliana
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.11]
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fitanisana
Sary 
29 
30 

Fivaditsoratra  31  Lily, lily, Lily, lily

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18