Teny iditra |
kirihitrala
|
Singan-teny | kirihitra ; ala |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [ kirihitr' ala ] Hazo madinika maro, mitambatra ho ala kely; ala kely mivondrona sy matevina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A wood of shrubs or small trees. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné aux broussailles, à la végétation dense mais de petite taille qu'on trouve, en général, sur les sommets rocheux et les sols squelettiques. Perrier de la Bâthie parle souvent de « broussailles éricoïdes» c'est-à-dire ressemblant aux bruyères, pour désigner une telle végétation.
C'est une formation primitive qu'il ne faut pas confondre avec les « savoka » à
philippia (Ericaceae).
Ces derniers se développent après destruction de la forêt primaire d'altitude par l'homme.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | Tao anaty kirihitr' ala kely izao izy vao nijanona
[2.499]
|
2 | Ambohitsoa dia fasana mitandahatra betsaka no teny, ka be vero sy kirihitrala.
[1.437]
|
3 | Heniheny, alan-kerana, alan-kisatra ary kirihitrala no betsaka teny talohan'ny naha-tanimbary azy.
[2.508]
|
|
Voambolana |
|