Teny iditra | kifongo (fongo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mivonto amin' ny ankasarotana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Abcès, bubon [1.54] | |
Anthrax ou bubon [1.196] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | baivonto ~ kibay ~ vaivonto | |
Teny iditra | kifongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sihanaka] Plante indéterminée qu'on écrase et applique en topique sur les abcès (Voir aussi fongo). [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | fingoko, kifongo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/12 |