Teny iditra | kadene | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Vy na tady amin' ny sisin' ny sambo na botry mba hamehezana ny tadin-tsambo [1.1] | |
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Fivaditsoratra | denake, endake, kadene |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |