Teny iditra |
isy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona).
[1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
isy
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana):
Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Alas! no! [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hélas! non! [1.8]
|
|
Teny iditra |
isy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [1.78]
|
| [Sihanaka]
Nofo [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|