Teny iditra | irina (iry) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tadiavina' ho azo: Irin' ny olona rehetra ny ho tratra antitra sambatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be desired [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on désire [1.8] | ||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny irina io | ||||||||
Teny iditra | irina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Bande d'étoffe, planche, etc. [1.19] | ||||||||
Fivaditsoratra | ariny, irina, rainy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |