Teny iditra | ilasiventy | |
Singan-teny | ila ; venty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola izay 0, 90 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy venty [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [venty, eightpence.] ninepence ; lit. one half and venty. Pronounced lasiventy. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Tsipelina hafa | lasiventy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |