Teny iditra |
hivoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hivoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Ahitra lava be [1.78]
|
| Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Savane [1.13]
|
| [Tankarana]
Hautes herbes (collines). [1.19]
|
| [Betsileo]
« Herbe longue et épaisse » « Dictionnaire du R.P. Dubois). Par extension, terres vierges, non défrichées : anaty hivoka. Équivalent de tany lava volo (merina). [1.196]
|
Voambolana |
|