Teny iditra | havokarana (vokatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahabetsahan' ny voa tamin' ny zavatra nambolena; famoazana betsaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | (racine vokatra). Fertilité d'une fleur ; d'une culture ; bonne production. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |