Teny iditra | hatsilo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahafahana mandray sy mahazo ary mahafantatra moramora sy haingana kokoa noho ny sasany sady mahataka-davitra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Acuité, intelligence [1.13] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |