Teny iditra | hasiha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Fahavaratra: Oran-katsika naho tsa re mitsaika ko migodoña ( Oram-pahavaratra no tsy re tsaika, ka mikotroka) [1.78] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |