Teny iditra | haisoratra | ||||
Singan-teny | hay ; soratra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Prose [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Prose [1.8] | ||||
Littérature [1.5] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |