Teny iditra | grefy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Greffe [1.13] | ||||
Ohatra | Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo.
[1.437] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: greffe. | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |