Teny iditra | fitsiriana (tsiry) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fitsimohana, fanombohana ho betsaka [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Germination [1.13] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |