Teny iditra | fitehina (tehina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitehina, miankina, na mitondra tehina [1.1] | |
Teny iditra | fitehina (tehina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tehin-dakana [1.78] | |
[Tanala] Hazo lava voafihina ampandehanana ny lakana na ny zahatra [1.78] | ||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |