Teny iditra |
fiposahana
(posaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana miharihary: Hita eo ny fiporahan' ny lainganao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of appearing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'apparaître [1.8]
|
|
Teny iditra |
fiposahana
(posaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana, fitrangana: Amin' ny 6 ora ny fiposahan' ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sunrise; moonrise [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Lever du soleil, de la lune [1.8]
|
Voambolana |
|