Teny iditra | fikija (kija) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny orana milatsaka tsy misy fiatoana: Odre! itỳ fikijan' ny orana! [1.1] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Fivaditsoratra | fikajy, fikija |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |