Teny iditra | fiatiana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Haben' ny rano mahafeno toerana iray ka ny litatra no venty fampiasa amin' ny fiatiana: 3 litatra ny fiatian' ity siny ity [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Contenance, capacité [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | fiatiana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Inclusion [1.13] | ||
Voambolana | Matematika: alijebra | ||
Fivaditsoratra | fanaitay, fiatiana, itafiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |