Teny iditra | felan-dravina | |
Singan-teny | fela ; ravina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra be velarana sy manify ary maitso eo amin'ny ravina [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Limbe [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tovy hevitra | pela-dravina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |