Teny iditra | fanjohian-kevitra | ||
Singan-teny | fanjohiana ; hevitra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fiasan'ny saina manaraka lalana alohan'ny hahatongavana any amin'ny fehinkevitra [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Raisonnement, démarche [1.13] | ||
Voambolana | Filôzôfia | ||
Tovy hevitra | fizohin-kevitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |