Teny iditra | fangeja (geja) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [1.1] | |
Fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Garrot [1.13] | |
Tovy hevitra | figejana | |
Teny iditra | fangeja | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mandrin [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |