Teny iditra |
fandry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
|
Ohatra | Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena.
[2.285]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fandry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
fandry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Plante non identifiée dont on mange les graines.
On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat).
Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (
eso : moquerie, se moquer de quelqu'un).
[1.196]
|
Voambolana |
|