Teny iditra |
doko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [1.1]
|
| Ny maha-izy azy [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Identité [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
doko
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Irery, tsy manao inona [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
doko
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
[1.78]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
Doko
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | Demoka
[3.1]
|
Voambolana |
|