Teny iditra | dipoavatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. du poivre] Zavamaniry masiatsiaka karazana tsimperifery, fampiasa hampahatsiro sakafo, ka amin' ny endrika roa no isehoany: na vovobovoka mainty avy amin' ny voankazo aminy nototoina, na vovobovoka fotsy, avy amin' ny voany madinika ao anatiny kosa nototoina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Pepper [Fr. de poivre] [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Tankarana]
(du français : « du poivre »).
Nom du poivre en grains, préparé à partir des fruits de Piper nigrum L. (Piperaceae), introduit et cultivé.
On en distingue deux sortes commerciales :
- le poivre noir : dipoavatra mainty, séché avec le péricarpe ; - le poivre blanc : dipoavatra fotsy, débarrassée de son péricarpe et lavé avant le séchage. Le poivre noir écrasé est incorporé à la farine de manioc pour faire des cataplasmes révulsifs ; appliqués dans les maladies pulmonaires, contre les douleurs articulaires, etc. [1.196] | |
Anarana siantifika | Piper nigrum | |
Ohatra | Raha tsy nisy ireny dia tsy nisy ny hiasa sy hamboly ny tany nampamokarana ny siramamy, ny nato, ny dipoavatra ets.
[2.366] | |
Voambolana | Haizavamaniry: mpmapatsiro hanina ~ Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Frantsay: du poivre. | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |