Teny iditra | dabo-dela | |
Singan-teny | daboka ; -dela (lela) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06 |