Teny iditra | boaky | |||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Avy any, tonga [1.78] | |||
Tsipelina hafa | boaka | |||
Teny iditra | boaky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fiboiboika [1.78] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Jaillissement d'une source [1.82] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | boaboaka | |||
Fivaditsoratra | akibo, baiko, bikao, bikoa, boaky, boika, kiboa, Kiobà, kobay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |