Teny iditra | bilitika (bitika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as bitika [1.2] | |
Fivaditsoratra | balitiky, bilitika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |