Teny iditra |
belaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io Misokatra tsara, baribary (maso) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Full-faced, broad-faced, large [1.2]
|
Ohatra | Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby
[2.69]
|
Sampanteny |
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
belaka
|
Singan-teny | be ; laka |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A particular kind of dollar with many lines engraved upon it. [1.2]
|
Voambolana |
|